Bokin'ny Salamo 73:3
Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan’ ny ratsy fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I was envious at the foolish, when I saw the prosperity of the wicked.
In Context
2Fa izaho, dia saiky nibolasitra ny tongotro; saiky solafaka ny diako,
4Fa tsy misy fanaintainana amin’ ny fahafatesany, ary fatratra ny heriny.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Job 12:6Mandry fahizay ny lain’ ny mpitohatoha, Ary mitoetra tsy manahy izay sahy mampahatezitra an’ Andriamanitra, dia izay mitondra ny herin’ ny tànany ho andriamaniny
Job 21:7Nahoana no velona ny ratsy fanahy ka sady tratrantitra no be hery?
Psalms 10:5Tanteraka mandrakariva ny alehany; any amin’ ny avo lavitra azy ny fitsarànao; ny mpandrafy azy rehetra dia ataony hoe: zinona ireny?
Psalms 37:7Miantombena tsara miandry an’ i Jehovah ianao ka manantenà Azy; Aza tezitra amin’ izay ambinina amin’ ny lalany dia amin’ izay olona manao sain-dratsy.
Proverbs 23:17Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; Fa matahora an’ i Jehovah mandritra ny andro;
Ecclesiastes 7:15Izao rehetra izao dia efa hitako tamin’ ny androko mandalo foana: misy marina maty amin’ ny hamarinany; ary misy meloka ela velona amin’ ny haratsiany.