Bokin'ny Salamo 77:16
Navotan’ ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak’ i Jakoba sy Josefa. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The waters saw thee, O God, the waters saw thee; they were afraid: the depths also were troubled.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 77
Cross References
Genesis 48:5Ary ankehitriny, ny zanakao mirahalahy, izay efa naterakao tatỳ amin’ ny tany Egypta, fony tsy mbola tonga tatỳ aminao eto Egypta aho, dia ho ahy ireo: eny, Efraima sy Mariase dia ho ahy, tahaka an’ i Robena sy Simeona.
Exodus 14:21Dia nahinjitr’ i Mosesy teo ambonin’ ny ranomasina ny tànany; ary rivotra mahery avy atsinanana no nampisavan’ i Jehovah ny ranomasina mandritra iny alina iny, ka nataony tany maina ny ranomasina, ary dia voasaraka ny rano.
Psalms 114:3Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana.
Habakkuk 3:15Mitety ny ranomasina amin’ ny soavalinao Hianao, Dia eny amin’ ny rano be miavovona.