Bokin'ny Salamo 77:17
Ny rano be nahita Anao, Andriamanitra ô, ny rano be nahita Anao ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The clouds poured out water: the skies sent out a sound: thine arrows also went abroad.
In Context
16Navotan’ ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak’ i Jakoba sy Josefa. [Sela.]
18Nandatsaka ranonorana ny rahona; nikotrokotroka ny lanitra; nifanaretsaka koa ny zana-tsipìkanao.
Read all of Bokin'ny Salamo 77
Cross References
2 Samuel 22:15Dia nandefa zana-tsipìka Izy ka nampiely ny fahavaloko, ary nampandeha helatra ka nampifanaritaka azy.
Psalms 68:8Andriamanitra ô, raha nandeha teo alohan’ ny olonao Hianao ka namaky ny efitra, [Sela.]
Psalms 114:3Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana.
Habakkuk 3:10Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; Mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, Mamoa-peo ny lalina Sady manangan-tanana ho amin’ ny avo.