The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 78 › Bokin'ny Salamo 78:61

Bokin'ny Salamo 78:61

Dia natolony ho babo ny heriny ary ny voninahiny ho eo an-tànan’ ny fahavalo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And delivered his strength into captivity, and his glory into the enemy’s hand.

In Context

60Sady nahafoy ny tabernakeliny tao Silo Izy, dia ny lay izay naoriny teo amin’ ny olona;

62Dia nanolotra ny olony ho an’ ny sabatra Izy; ary tezitra Indrindra tamin’ ny lovany Izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 78

Cross References

Exodus 40:34Ary ny rahona nanarona ny trano-lay fihaonana, ary ny voninahitr’ i Jehovah nameno ny tabernakely.

1 Samuel 4:17Dia namaly ilay nitondra teny ka nanao hoe: Nandositra teo anoloan’ ny Filistina ny Isiraely, ka be dia be no maty, ary izy mirahalahy zanakao, Hofinia sy Finehasa, mba maty koa, sady lasan-ko babo ny fiaran’ Andriamanitra.

1 Samuel 6:1Ary ny fiaran’ i Jehovah dia tany amin’ ny tanin’ ny Filistina fito volana.

Psalms 24:7Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ ny mpanjakan’ ny voninahitra.

Psalms 132:8Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin’ ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 78:61

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 78:60Bokin'ny Salamo 78Bokin'ny Salamo 78:62 →