Bokin'ny Salamo 88:8
Ny fahatezeranao manindry ahy mafy, Ary ny alon-dranonao rehetra azeranao amiko. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 88
Cross References
Job 12:14Indro, mandrava Izy, ka tsy hatsangana intsony; Manidy ny olona Izy, ka tsy hovohana.
Job 19:13Ny rahalahiko efa nampanalaviriny ahy; Ary ny olona nahazatra ahy efa nihafahafa tamiko avokoa.
Psalms 31:11Fa lanin’ alahelo ny aiko, sady lanim-pisentoana ny taonako; Tsy manan-kery aho noho ny heloko, ary efa lany ny taolako.
Psalms 88:18Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.
Psalms 143:4Dia reraka ny fanahiko ato anatiko; Fadiranovana ny foko ato anatiko.
Isaiah 63:3Nanosihosy ny famiazam-boaloboka irery Aho; fa tsy mba nisy niaraka tamiko ny avy tamin’ ny firenena na dia iray akory aza; nanitsaka ireny tamin’ ny fahatezerako Aho sy nanosihosy azy tamin’ ny fahavinirako, dia nipitipitihan’ ny ràny ny fitafiako, ka voalotoko ny akanjoko rehetra.