The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 143 › Bokin'ny Salamo 143:4

Bokin'ny Salamo 143:4

Dia reraka ny fanahiko ato anatiko; Fadiranovana ny foko ato anatiko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Therefore is my spirit overwhelmed within me; my heart within me is desolate.

In Context

3Fa nanenjika ny fanahiko ny fahavalo; Namely ny aiko ho lavo tamin’ ny tany izy: Nampitoeriny tao amin’ ny maizina aho, toy izay efa maty ela.

5Mahatsiaro ny andro fahiny ho Ary misaina ny asanao rehetra; Ny asan’ ny tananao no eritreretiko.

Read all of Bokin'ny Salamo 143

Cross References

Job 6:27Eny, fa na dia ny kamboty aza dia ataonareo loka, ary ny sakaizanareo dia ataonareo varotra.

Psalms 55:5Mangorohoro ato anatiko ny foko, ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.

Psalms 77:3Tamin’ ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.

Psalms 102:1Fivavaky ny ory, raha reraka izy ka mandoatra ny alahelony eo anatrehan’ i Jehovah.

Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.

Psalms 142:3Loarako eo anatrehany ny fitarainako; Ambarako eo anatrehany ny fahoriako.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 143:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 143:3Bokin'ny Salamo 143Bokin'ny Salamo 143:5 →