Bokin'ny Salamo 89:22
Izy no homban’ ny tanako; Eny, ny sandriko no hampahery azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The enemy shall not exact upon him; nor the son of wickedness afflict him.
In Context
21Efa nahita an’ i Davida mpanompoko Aho; Ny diloiloko masìna no nanosorako azy;
23Tsy hamitaka azy ny fahavalo; Ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
2 Samuel 7:10Ary hifidy tany ho an’ ny Isiraely oloko Aho sady hamponina azy, ka dia handry fahizay amin’ ny fonenany ary tsy hanana ahiahy intsony izy, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy intsony tahaka ny taloha
Matthew 4:1Ary Jesosy dia nentin’ ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain’ ny devoly fanahy.
2 Thessalonians 2:3Aza mety hofitahin’ olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,