Bokin'ny Salamo 89:23
Tsy hamitaka azy ny fahavalo; Ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I will beat down his foes before his face, and plague them that hate him.
In Context
22Izy no homban’ ny tanako; Eny, ny sandriko no hampahery azy.
24Fa handripaka ny fahavalony eo anoloan’ ny tavany Aho Sady hamely izay mankahala azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
2 Samuel 7:1Ary raha nipetraka tao an-tranony ny mpanjaka, ary efa nampiadanin’ i Jehovah tamin’ ny fahavalony rehetra manodidina azy izy,
2 Samuel 22:40Hianao mampisikina ahy hery hiady; Aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
Psalms 18:40Hianao mampisikina ahy hery hiady; aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
Psalms 109:3Teny fankahalana no nanodidinany ahy; Ary niady tamiko tsy ahoan-tsy ahoana izy.
Luke 19:14Fa ny vahoakany nankahala azy, dia nampitondra reny nanaraka azy nanao hoe: Tsy manaiky hanjakan’ iny lehilahy iny izahay.
John 15:23Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko koa.