Bokin'ny Salamo 89:24
Fa handripaka ny fahavalony eo anoloan’ ny tavany Aho Sady hamely izay mankahala azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But my faithfulness and my mercy shall be with him: and in my name shall his horn be exalted.
In Context
23Tsy hamitaka azy ny fahavalo; Ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
25Ny fahamarinako sy ny famindram-poko homba azy; Ary ny anarako no hisandratan’ ny tandrony.
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
1 Samuel 2:1Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin’ i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin’ i Jehovah; ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; fa mifaly amin’ ny famonjenao aho.
Psalms 20:5Hanome anao araka ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.
Psalms 89:2Ny famindram-pon’ i Jehovah no hohiraiko mandrakizay; Hatramin’ ny taranaka fara mandimby no hampahafantaran’ ny vavako ny fahamarinanao.
Psalms 89:28Ary Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa, Ambony indrindra amin’ ny mpanjakan’ ny tany.
Psalms 91:14Satria Izaho no niraiketan’ ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin’ ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy
John 17:6Nasehoko tamin’ ny olona izay nomenao Ahy avy tamin’ izao tontolo izao ny anaranao; Anao ireny ka nomenao Ahy; ary notandremany ny teninao.