The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 107 › Bokin'ny Salamo 107:25

Bokin'ny Salamo 107:25

Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery, Izay nampisondrotra ny onjan-drano;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For he commandeth, and raiseth the stormy wind, which lifteth up the waves thereof.

In Context

24No mahita ny asan’ i Jehovah Sy ny fahagagana ataony amin’ ny rano lalina.

26Niakatra hatramin’ ny lanitra ny olona, ary nidina hatramin’ ny lalina; Ny fanahiny levona noho ny fahoriana.

Read all of Bokin'ny Salamo 107

Cross References

Psalms 93:3Mamandra-peo ny riaka, Jehovah ô, Eny, manandra-peo ny riaka; Mampirohondrohona ny feony ny riaka.

Psalms 105:34Niteny Izy, dia tonga ny valala Sy ny sompanga tsy hita isa;

Psalms 148:8Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, Ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,

Jonah 1:5Dia raiki-tahotra ny matilo, ka samy nitaraina tamin’ ny andriamaniny avy sady nariany tany anaty ranomasina ny zavatra tao an-tsambo mba hampahatony ny loza. Fa Jona kosa efa nidina nankao anaty sambo ka nandry renoky ny torimaso.

John 6:18Ary ny ranomasina nanonja, fa mafy ny fifofofofon’ ny rivotra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 107:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 107:24Bokin'ny Salamo 107Bokin'ny Salamo 107:26 →