The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 90 › Bokin'ny Salamo 90:16

Bokin'ny Salamo 90:16

Aoka hiseho amin’ ny mpanomponao ny asanao, Ary ny voninahitrao amin’ ny zanany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let thy work appear unto thy servants, and thy glory unto their children.

In Context

15Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay Sy ny taona nahitanay loza.

17Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ ny tananay; Eny, ny asan’ ny tananay, ampitoero izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 90

Cross References

Numbers 14:15Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Hianao, dia hiteny ny jentilisa, izay nandre ny lazanao, ka hanao hoe:

Deuteronomy 1:39Ary ny zanakareo madinika, izay nolazainareo fa ho babo, any ny zanakareo izay tsy mahalala ny tsara sy ny ratsy amin’ izao andro izao, dia izy no hiditra any, ary izy no homeko ny tany, ary izy no handova azy.

Joshua 4:22dia hambaranareo aminy hoe: Tamin’ ny tany maina no nitan’ ny Isiraely ity Jordana ity.

Psalms 44:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Maskila.

Psalms 92:4Amin’ ny valiha tory folo Sy amin’ ny feon-dokanga.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 90:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 90:15Bokin'ny Salamo 90Bokin'ny Salamo 90:17 →