The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 92 › Bokin'ny Salamo 92:4

Bokin'ny Salamo 92:4

Amin’ ny valiha tory folo Sy amin’ ny feon-dokanga.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For thou, LORD, hast made me glad through thy work: I will triumph in the works of thy hands.

In Context

3Ary hanambara ny famindram-ponao nony maraina Sy ny fahamarinanao nony alina,

5Fa ampifalinao amin’ ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan’ ny tananao no hihobiako.

Read all of Bokin'ny Salamo 92

Cross References

Psalms 33:2Miderà an’ i Jehovah amin’ ny lokanga; mankalazà Azy amin’ ny valiha tory folo.

Psalms 90:16Aoka hiseho amin’ ny mpanomponao ny asanao, Ary ny voninahitrao amin’ ny zanany.

Psalms 104:34Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin’ i Jehovah.

Psalms 126:3Eny, zava-dehibe no nataon’ i Jehovah ho antsika, Ka dia faly isika.

Psalms 145:6Ny herin’ ny asanao mahatahotra no hotenenin’ ny olona; Ary ny fahalehibiazanao no holazaiko.

Isaiah 65:13Koa izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, ny mpanompoko hihinana, fa ianareo kosa ho mosarena; Indro, ny mpanompoko hisotro, fa ianareo kosa ho main-tenda; indro, ny mpanompoko hifaly, fa ianareo kosa ho menatra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 92:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 92:3Bokin'ny Salamo 92Bokin'ny Salamo 92:5 →