Bokin'ny Salamo 94:12
Sambatra izay olona anarinao, Jehovah ô, Sady ampianarinao avy amin’ ny lalanao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed is the man whom thou chastenest, O LORD, and teachest him out of thy law;
In Context
11Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.
13Mba homenao fitsaharana amin’ ny andro fahoriana izy, Mandra-pihady lavaka ho an’ ny ratsy fanahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 94
Cross References
Deuteronomy 8:5Koa aoka ho fantatrao amin’ ny fonao, fa tahaka ny fananaran’ ny olona ny zanany no fananaran’ i Jehovah Andriamanitrao anao.
Job 33:16Dia manokatra ny sofin’ ny olona Izy ka manisy tombo-kase ny fananarany azy,
Psalms 119:71Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao.
Micah 6:9Manaitra ny tanàna ny feon’ i Jehovah, Ary mahita ny anaranao ny hendry; Henoinareo ny tsorakazo sy Izay nanendry azy.
Hebrews 12:5Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ ny zanaka hoe: “Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;