Bokin'ny Salamo 94:10
Ny Mpampianatra ny jentilisa va tsy hananatra, Dia Izay mampianatra fahalalana ny olona?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ny Mpanao ny sofina va tsy handre? Ny Mpamorona ny maso va tsy hahita?
11Jehovah no mahalala ny hevitry ny olona, Fa zava-poana izany.
Read all of Bokin'ny Salamo 94
Cross References
Job 28:28Dia hoy Izy tamin’ ny olona: Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin’ ny ratsy no fahalalana.
Job 35:11Izay manome fahalalana antsika mihoatra noho ny an’ ny biby ambonin’ ny tany, dia Izay manome fahendrena antsika mihoatra noho ny an’ ny voro-manidina?
Psalms 10:16Jehovah no Mpanjaka mandrakizay doria; voafongotra tsy ho amin’ ny taniny intsony ny jentilisa.
Psalms 44:2Ny sofinay no nandrenesanay, Andriamanitra ô, ny razanay nilaza taminay ny asa nataonao tamin’ ny androny, dia tamin’ ny andro fahiny.
Psalms 135:8Dia Ilay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, Na olona, na biby.
Proverbs 2:6Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin’ ny vavany no ihavian’ ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.