Boky voalohan'i Samoela 4:21
ary Salmona niteraka an’ i Boaza; ary Boaza niteraka an’ i Obeda;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Salmon begat Boaz, and Boaz begat Obed,
In Context
20ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona; ary Nasona niteraka an’ i Salmona;
22ary Obeda niteraka an’ i Jese; ary Jese niteraka an’ i Davida.
Read all of Boky voalohan'i Samoela 4
Cross References
1 Chronicles 2:11ary Nasona niteraka an’ i Salma; ary Salma niteraka an’ i Boaza;
Luke 3:32zanak’ i Jese, zanak’ i Obeda, zanak’ i Boaza, zanak’ i Salmona, zanak’ i Nahasona,