Tononkiran'i Solomona 1:2
Enga anie ka hanoroka ahy amin’ ny fanorohan’ ny vavany izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let him kiss me with the kisses of his mouth: for thy love is better than wine.
In Context
1Ny tonon-kira tsara indrindra, izay nataon’ i Solomona.
Read all of Tononkiran'i Solomona 1
Cross References
Genesis 29:11Ary Jakoba nanoroka an-dRahely, dia nanandrata ny feony ka nitomany.
Psalms 2:12Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.
Psalms 63:3Toy izany no nijereko Anao tao amin’ ny fitoerana masìna, hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.
Song of Solomon 2:4Nentiny ho ao an-tranon-divay aho, ary ny fanevany eo amboniko dia fitiavana.
Song of Solomon 5:16Mamy dia mamy ny vavany, eny, maha-te-ho-tia avokoa izy. Toy izany ny malalako, ary toy izany ny sakaizako, ry zanakavavin’ i Jerosalema!
Song of Solomon 7:9Hoy izaho: Hananika ny rofia aho ka handray ny rantsany; Ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an’ ny poma,