Tononkiran'i Solomona 2:4
Nentiny ho ao an-tranon-divay aho, ary ny fanevany eo amboniko dia fitiavana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He brought me to the banqueting house, and his banner over me was love.
In Context
5Hatanjaho amin’ ampempam-boaloboka aho, ary velombelomy amin’ ny poma aho, fa mararim-pitia.
Read all of Tononkiran'i Solomona 2
Cross References
Esther 7:7Ary tezitra dia tezitra ny mpanjaka, dia nitsangana niala teo am-pisotroan-divay ho eny an-tanimbolin’ ny trano; ary Hamana kosa nitsangana hangataka ny ainy tamin’ i Estera, vadin’ ny mpanjaka, satria hitany fa misy loza hamelin’ ny mpanjaka azy.
Psalms 20:5Hanome anao araka ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.
Psalms 63:2Andriamanitra ô, Andriamanitro Hianao; mitady Anao fatratra aho; mangetaheta Anao ny fanahiko, maniry Anao ny nofoko, eto amin’ ny tany maina sy mangentana tsy misy rano;
Song of Solomon 1:1Ny tonon-kira tsara indrindra, izay nataon’ i Solomona.
Song of Solomon 5:1Efa tonga eto an-tsahako aho, ry havako ampakariko; Mioty ny miorako mbamin’ ny zava-manitro aho; Efa homana ny toho-tanteliko mbamin’ ny tanteliko aho, ary efa misotro ny divaiko mbamin’ ny rononoko; Homàna ianareo, ry sakaizako, misotroa, eny, mivokisa divay, ry malala.
Isaiah 11:10Ary amin’ izany andro izany ny solofon’ i Jese, Izay hitsangana ho fanevan’ ny firenena, dia Izy no hotadiavin’ ny jentilisa; Ary ny fitoerany dia ho voninahitra.