Epistily voalohany ho an'i Timoty 6:21
izay neken’ ny sasany, ka nania tamin’ ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Which some professing have erred concerning the faith. Grace be with thee. Amen.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 6
Cross References
Romans 1:7ho an’ izay rehetra any Roma, malalan’ Andriamanitra sady voantso ho masìna; ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
Romans 16:23Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.
1 Timothy 1:6izay nivilian’ ny sasany, ka nania ho amin’ ny taria foana izy,
1 Timothy 6:10Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin’ ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin’ ny alahelo be.
2 Timothy 4:22Ho amin’ ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Hebrews 10:1Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik’ izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin’ izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona.