Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:1
Ary amin’ izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore seeing we have this ministry, as we have received mercy, we faint not;
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Isaiah 40:30Na dia ny tanora fanahy aza dia ho reraka sy ho sasatra, ary na dia ny zatovo aza dia mety ho tafintohina mafy;
2 Corinthians 3:6Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin’ izay fanekena vaovao, nefa tsy amin’ ny soratra, fa amin’ ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona.
2 Corinthians 4:16Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan’ andro isan’ andro kosa ny toetray anatiny.
Galatians 6:9Ary aza mba ketraka amin’ ny fanaovan-tsoa isika; fa amin’ ny fotoan’ andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.
Ephesians 3:13Koa izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka amin’ ny fahoriako ho anareo, fa voninahitrareo izany.
2 Thessalonians 3:13Fa ianareo, ry rahalahy, aza ketraka amin’ ny fanaovan-tsoa.