The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa nosoratan'i Jaona › Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1 › Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:2

Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:2

noho ny fahamarinana izay mitoetra ato anatintsika sady ho ato amintsika mandrakizay:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the truth’s sake, which dwelleth in us, and shall be with us for ever.

In Context

1Izaho loholona mamangy an’ itompokovavy voafidy sy ny zanany, izay tiako amin’ ny fahamarinana (ary tsy izaho ihany, fa izay rehetra mahalala ny marina koa)

3ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin’ ny fahamarinana sy ny fitiavana.

Read all of Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1

Cross References

John 15:7Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.

2 Corinthians 4:5Fa tsy ny tenanay no torinay, Fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay mpanomponareo noho ny amin’ i Jesosy.

2 Timothy 1:5fa nisy nahatsiarovako ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, izay nitoetra taloha tao anatin’ i Loisa renibenao sy Eonika reninao, ary matoky aho fa ao anatinao koa izany.

2 Peter 1:12Koa hazoto mandrakariva hampahatsiaro anareo ny amin’ izany zavatra izany aho, na dia efa fantatrareo aza, ka efa naorina tsara amin’ ny fahamarinana izay efa eo aminareo.

1 John 2:14Nanoratra taminareo ray aho, satria efa nahalala Ilay hatramin’ ny voalohany ianareo. Nanoratra taminareo zatovo aho, satria mahery ianareo, ary mitoetra ao anatinareo ny tenin’ Andriamanitra, sady efa naharesy ilay ratsy ianareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:1Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:3 →