Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:21
Mazotoa hankatỳ alohan’ ny ririnina. Manao veloma anao Eobolo sy Poda sy Lino sy Klaodia mbamin’ ny rahalahy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy.
22Ho amin’ ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 4
Cross References
Romans 16:21Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.
2 Corinthians 13:13Ny olona masìna rehetra manao veloma anareo. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’ Andriamanitra ary ny firaisana amin’ ny Fanahy Masìna.
2 Timothy 1:4ary maniry hahita anao aho (satria tsaroako ny ranomasonao), mba ho feno fifaliana aho;
2 Timothy 4:13Ilay kapôty navelako tany Troasy tao amin’ i Karpo, dia ento, raha mankaty ianao, ary ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra.
3 John 1:14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.