Bokin'ny Deoteronomia 10:19
Koa tiava vahiny; fa efa mba vahiny tany amin’ ny tany Egypta ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Love ye therefore the stranger: for ye were strangers in the land of Egypt.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 10
Cross References
Exodus 22:21Aza mampahory ny mpitondratena sy ny kamboty akory ianareo.
Deuteronomy 23:8Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin’ ny taniny ianao.
Luke 10:28Ary hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany, dia ho velona ianao.
Galatians 6:10Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ ny olona rehetra, indrindra fa amin’ ny mpianakavin’ ny finoana.
1 John 3:17Ary izay rehetra manam-pananana amin’ izao fiainana izao, ary mahita ny fahantran’ ny rahalahiny ka mihirim-belona aminy, ahoana no itoeran’ ny fitiavana an’ Andriamanitra ao anatiny?