Bokin'i Ezekiela 16:12
Ary nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary satro-boninahitra tsara tarehy ny lohanao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Noravahako firavaka koa ianao, ka nasiako haba ny tananao ary rojo ny vozonao
Read all of Bokin'i Ezekiela 16
Cross References
Song of Solomon 1:10Mahatsara ny tarehinao ireo voahangy voatohy; Manendrika ny vozonao ireo rado.
Isaiah 3:19Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,
Isaiah 28:5Ary amin’ izany andro izany Jehovah, Tompon’ ny maro, dia ho satro-boninahitra tsara tarehy sy ho fehiloha firavaka ho an’ ny olony sisa,