Bokin'i Joba 15:25
Satria naninjitra ny tanany hanohitra an’ Andriamanitra izy Ary nirehareha hanohitra ny Tsitoha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he stretcheth out his hand against God, and strengtheneth himself against the Almighty.
In Context
26Mimaona amin’ ny fahamafian-katoka hamely Azy izy, dia amin’ ny foitran’ ampingany matevina,
Cross References
Exodus 5:2Fa hoy Farao: Iza moa Jehovah, no hekeko teny handefasako ny Isiraely? tsy fantatro izay Jehovah, ka tsy halefako ny Isiraely.
Leviticus 26:23Any raha tsy mandray ny anatro amin’ izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,
1 Samuel 6:6Fa nahoana no manamafy ny fonareo ianareo, toy ny nanamafian’ ny Egyptiana sy Farao ny fony? Raha nanao fahagagana namelezany azy Izy, moa tsy nalefany handeha va ny olona, ka dia lasa?
Job 15:13Ka miefonefona amin’ Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?
Job 40:9Manan-tsandry tahaka ny an’ Andriamanitra va ianao? Ary mahay mampikotrokotro-peo tahaka ny Azy va ianao?
Psalms 73:9Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary ny lelany mandeha mitety ny tany.