Filazantsara araka an'i Jaona 1:12
Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak’ Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Tonga tany amin’ ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1
Cross References
Isaiah 56:5Dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin’ ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an’ ny zanakalahy sy ny zanakavavy; dia anarana mandrakizay izay tsy hesorina no homeko azy.
Matthew 12:21Ary ny anarany no hitokian’ ny jentilisa.
John 1:7Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan’ ny olona rehetra noho ny teniny.
John 3:18Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo, satria tsy nino ny anaran’ ny Zanaka-lahy Tokan’ Andriamanitra izy.
John 20:31fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak’ Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin’ ny anarany, raha mino ianareo.