Filazantsara araka an'i Jaona 19:18
Teo no nanomboana Azy tamin’ ny hazo fijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka taminy, iray avy teo an-daniny roa, ary Jesosy teo afovoany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Where they crucified him, and two others with him, on either side one, and Jesus in the midst.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 19
Cross References
Isaiah 53:12Koa dia hanome Azy anjara amin’ ny lehibe Aho, ary hizara babo amin’ ny mahery Izy; Satria naidiny ho amin’ ny fahafatesana ny ainy, Ary natao ho isan’ ny mpanota Izy; Eny, Izy no nitondra ny fahotan’ ny maro sady manao fifonana ho an’ ny mpanota.
Matthew 27:44Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin’ ny hazo fijaliana.
Luke 23:32Ary nisy olon-dratsy roa lahy nentina hiaraka hovonoina aminy koa.
Galatians 3:13Kristy nanavotra anay tamin’ ny ozon’ ny lalàna, satria tonga voaozona hamonjy anay Izy; fa voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra mihantona amin’ ny hazo,