Filazantsara araka an'i Jaona 7:15
Dia gaga ny Jiosy ka nanao hoe: Ahoana no nahaizan’ ilehity soratra, nefa tsy mba nianatra Izy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Jews marvelled, saying, How knoweth this man letters, having never learned?
In Context
16Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an’ izay naniraka Ahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
Cross References
Amos 7:14Dia namaly Amosa ka nanao tamin’ i Amazia hoe: Tsy mba mpaminany aho, na zanaka ny mpaminany; fa mpiandry ondry sy mpioty aviavy ihany aho,
Matthew 13:54Ary nony tonga tany amin’ ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin’ ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan’ ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany?
Matthew 22:33Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin’ ny fampianarany.
Luke 2:47Ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.
John 1:19Ary izao no nambaran’ i Jaona, raha ny Jiosy naniraka mpisorona sy Levita avy tany Jerosalema hankany aminy mba hanontany azy hoe: Iza moa ianao?
Acts 2:7Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo?