bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 9 › Filazantsara araka an'i Marka 9:36
Filazantsara araka an'i Marka 9:36
Ary nandray zaza Izy ka nametraka azy teo afovoany; ary raha notrotroiny ilay zaza, dia hoy Izy tamin’ ny mpianany:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he took a child, and set him in the midst of them: and when he had taken him in his arms, he said unto them,
In Context
35Ary rehefa tafapetraka Jesosy, dia niantso ny roa ambin’ ny folo lahy Izy ka nanao taminy hoe: Raha misy te-ho voalohany, dia hatao farany amin’ izy rehetra sy ho mpanompo’ izy rehetra izy.
37Na zovy na zovy no mandray zaza iray tahaka itony amin’ ny anarako, dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy, dia tsy mandray Ahy, fa Izay naniraka Ahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9
Cross References
Matthew 18:2Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
Mark 10:16Ary nitrotro azy Izy, dia nametra-tanana taminy ka nitso-drano azy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 9:36