Filazantsara araka an'i Matio 11:19
Tonga ny Zanak’ olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan’ ny mpamory hetra sy ny mpanota. Fa ny fahendrena dia hamarinin ny asany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 11
Cross References
Psalms 92:5Fa ampifalinao amin’ ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan’ ny tananao no hihobiako.
Proverbs 17:24Eo anoloan’ ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny mason’ ny adala dia mibirioka any amin’ ny faran’ ny tany.
Luke 5:29Ary Levy nanao fanasana lehibe tao an-tranony ho an’ i Jesosy; ary nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa, izay niara-nipetraka nihinana teo aminy.
Luke 7:34Tonga ny Zanak’ olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ianareo: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan’ ny mpamory hetra sy ny mpanota.
Luke 15:1Ary ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota nanatona hihaino an’ i Jesosy.
John 2:2Ary Jesosy sy ny mpianany koa dia nalainy ho ao amin’ ny fampakaram-bady.