The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 1 › Bokin'ny Ohabolana 1:33

Bokin'ny Ohabolana 1:33

Fa izay mihaino Ahy kosa hitoetra tsy manana ahiahy, Eny, handry fahizay izy ka tsy hatahotra ny ratsy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But whoso hearkeneth unto me shall dwell safely, and shall be quiet from fear of evil.

In Context

32Fa ny fihemoran’ ny kely saina hahafaty azy, Ary ny fiadanan’ ny adala handringana azy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 1

Cross References

Leviticus 25:19Ary ny tany hahavoka-javatra dia hihinana ianareo ka ho voky, ary handry fahizay.

Psalms 25:12Iza no lehilahy matahotra an’ i Jehovah? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny.

Psalms 112:7Tsy mba manahinahy hahare loza izy; Tafatoetra matoky an’ i Jehovah ny fony.

Proverbs 8:32Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako;

Proverbs 14:26Ny fahatahorana an’ i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo fialofana.

Isaiah 32:17Ny asan’ ny fahamarinana ho fiadanana; Ary ny vokatry ny fahamarinana dia ho fiadanana sy fahatokiana mandrakizay;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 1:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 1:32Bokin'ny Ohabolana 1