The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 13 › Bokin'ny Ohabolana 13:2

Bokin'ny Ohabolana 13:2

Ny vokatry ny vavan’ ny olona no ahazoany soa; Fa ny hampidi-doza no mahafaly ny mpivadika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A man shall eat good by the fruit of his mouth: but the soul of the transgressors shall eat violence.

In Context

1Ny zanaka hendry mihaino ny fananaran-drainy; Fa ny mpaniratsira tsy mety mihaino, na dia anarina mafy aza.

3Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; Fa izay vavàna dia haringana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 13

Cross References

Psalms 75:8Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa.

Proverbs 1:11Raha hoy izy: Andeha hiaraka isika, Aoka isika hanotrika handatsa-drà; Andeha hamitsahantsika tsy ahoan-tsy ahoana ny tsy manan-tsiny;

Proverbs 1:31Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny.

Proverbs 10:11Loharanon’ aina ny vavan’ ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan’ ny ratsy fanahy.

Proverbs 12:14Ny vokatry ny vavan’ ny olona no mahavoky soa azy, Ary ny asan’ ny tànany hitsingerina aminy.

Jeremiah 25:27Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro. Andriamanitry ny Isiraely: Misotroa ianareo, ka mimamoa, sy mandoava, ary mianjerà, ka aza miarina intsony noho ny sabatra izay hampameleziko anareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 13:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 13:1Bokin'ny Ohabolana 13Bokin'ny Ohabolana 13:3 →