Bokin'ny Ohabolana 14:29
Be saina izay mahatsindry fo; Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that is slow to wrath is of great understanding: but he that is hasty of spirit exalteth folly.
In Context
28Ny fahabetsahan’ ny vahoaka no voninahitry ny mpanjaka; Fa ny havitsiany kosa no fietreny.
30Ny fo mionona no fiainan’ ny nofo; Fa ny fahamaimaizan-tsaina dia mahalò ny taolana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 14
Cross References
Numbers 12:3Ary Mosesy dia lehilahy nalemy fanahy mihoatra noho ny olona rehetra atỳ ambonin’ ny tany.
Proverbs 14:17Izay malaky tezitra dia manao adaladala; Ary ny olona mamoron-tsain-dratsy dia ankahalaina.
Proverbs 16:32Tsara ny mahatsindry fo noho ny mahery, Ary izay mahazaka ny fanahiny noho izay mahafa-bohitra.
Proverbs 22:24Aza misakaiza amin’ ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin’ ny olona foizina,
Proverbs 25:28Tanàna rava tsy misy manda Ny lehilahy izay tsy mahatsindry ny fanahiny.
Ecclesiastes 7:9Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao; fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran’ ny adala.