Bokin'ny Ohabolana 2:8
Ka dia mitandrina ny lalan’ ny fahamarinana Izy Ary miambina ny lalan’ ny olony masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He keepeth the paths of judgment, and preserveth the way of his saints.
In Context
7Izy mitahiry fanambinanaho an’ ny mahitsy Sady ampingan’ izay mandeha tsy misy tsiny;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Deuteronomy 33:26Ry Jesorona, tsy misy tahaka an’ Andriamanitra, Izay mitaingina ny lanitra hamonjy anao, Sady mandia ny rahona amin’ ny voninahiny.
Psalms 1:6Fa fantatr’ i Jehovah ny lalan’ ny marina, fa ny lalan’ ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin’ ny fahaverezana.
Psalms 37:23Avy amin’ i Jehovah no mahalavorary ny dian’ ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany.
Psalms 37:31Ny lalàn’ Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.
Psalms 121:5Jehovah no Mpiaro anao; Jehovah no fialofanao eo amin’ ny an-kavananao.
Proverbs 3:21Anaka, aoka tsy hiala amin’ ny masonao izany; Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava,