The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:1

Bokin'ny Salamo 37:1

Nataon’ i Davida. Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy; Ary aza mialona ny mpanao meloka;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Fret not thyself because of evildoers, neither be thou envious against the workers of iniquity.

In Context

2Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

1 Samuel 1:6Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan’ i Jehovah azy momba.

Psalms 37:7Miantombena tsara miandry an’ i Jehovah ianao ka manantenà Azy; Aza tezitra amin’ izay ambinina amin’ ny lalany dia amin’ izay olona manao sain-dratsy.

Proverbs 3:31Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,

Proverbs 23:17Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; Fa matahora an’ i Jehovah mandritra ny andro;

Proverbs 24:19Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy, Ary aza mialona ny ratsy fanahy;

Galatians 5:21fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:2 →