The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 118 › Bokin'ny Salamo 118:19

Bokin'ny Salamo 118:19

Vohay ny vavahadin’ ny fahamarinana aho; Hiditra eo aho ka hidera an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Open to me the gates of righteousness: I will go into them, and I will praise the LORD:

In Context

18Nofaizan’ i Jehovah mafy aho, Nefa tsy natolony ho amin’ ny fahafatesana.

20Ity no vavahadin’ i Jehovah; Ny marina no hiditra eo.

Read all of Bokin'ny Salamo 118

Cross References

Psalms 66:13Hiditra ao an-tranonao mitondra fanatitra dorana aho; hefaiko aminao ny voadiko,

Psalms 95:2Aoka hankeo anatrehany amin’ ny fiderana isika; Aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin’ ny fihirana isika.

Psalms 116:18Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho, Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra,

Isaiah 38:20Jehovah efa vonona hamonjy Ahy, Ka dia hitendry ny lokangako ao an-tranon’ i Jehovah izahay Amin’ ny andro rehetra iainanay.

Revelation 22:14Sambatra izay manasa ny akanjony, mba hananany fahefana amin’ ny hazon’ aina sy hidirany amin’ ny vavahady ho ao an-tanàna.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 118:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 118:18Bokin'ny Salamo 118Bokin'ny Salamo 118:20 →