Bokin'ny Salamo 119:112
Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin’ ny farany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have inclined mine heart to perform thy statutes alway, even unto the end.
In Context
111Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.
113Halako ny mpiroa saina; Fa ny lalànao no tiako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
1 Kings 8:58mba hampanatoniny Azy ny fontsika handehanantsika amin’ ny lalany rehetra sy hitandremantsika ny lalàny sy ny didiny ary ny fitsipiny izay nandidiany ny razantsika.
Ezra 7:10Fa Ezra nampiomana ny fony hitady ny lalàn’ i Jehovah ka hankatò izany ary hampianatra ny Isiraely didy sy fitsipika.
Psalms 119:33Jehovah ô, toroy ny lalan’ ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin’ ny farany izany.
Psalms 119:44Dia hitandrina ny lalinao mandrakariva aho, Dia mandrakizay doria.
Proverbs 2:2Ka atongilanao amin’ ny fahendrena ny sofinao, Ary ampitandremanao fahalalana ny fonao;
1 Peter 1:13Koa amin’ izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ ny hisehoan’ i Jesosy Kristy;