The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:125

Bokin'ny Salamo 119:125

Mpanomponao aho, ka ampianaro, Mba ho fantatro ny teni-vavolombelonao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I am thy servant; give me understanding, that I may know thy testimonies.

In Context

124Ataovy amin’ ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.

126Efa andro tokony hampisehoan’ i Jehovah ny heriny izao; Fa nandika ny lalànao ny olona.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 86:16Todiho aho ka amindrao fo; Omeo ny herinao ny mpanomponao, Ary vonjeo ny zanaky ny ankizivavinao.

Psalms 119:11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.

Psalms 119:29Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.

Psalms 119:66Ampianaro fahafantarana tsara sy fahalalana aho, Fa matoky ny didinao aho.

Proverbs 9:10Ny fahatahorana an’ i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masìna no fahazavan-tsaina.

Romans 6:22Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin’ ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon’ Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin’ ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:125

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:124Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:126 →