Bokin'ny Salamo 119:76
Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin’ ny mpanomponao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let, I pray thee, thy merciful kindness be for my comfort, according to thy word unto thy servant.
In Context
75Fantatro, Jehovah ô, fa marina ny fitsaranao. Ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.
77Aoka ho tonga amiko ny fiantranao, mba ho velona aho; Fa ny lalànao no firavoravoako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 86:5Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka Ary be famindram-po amin’ izay rehetra miantso Anao.
Psalms 119:38Tovy ny teninao amin’ ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.