Bokin'ny Salamo 119:166
Miandry ny famonjenao aho, Jehovah ô, Ka mankatò ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
LORD, I have hoped for thy salvation, and done thy commandments.
In Context
165Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.
167Mitandrina ny teni-vavolombelonao ny fanahiko, Ka tiako indrindra izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Genesis 49:18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!
Psalms 24:3Iza no hiakatra any an-tendrombohitr’ i Jehovah? ary iza no hitoetra ao amin’ ny fitoerany masìna?
Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.
Psalms 130:5Niandry an’ i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.
John 7:17Raha misy olona ta-hanao ny sitrapony, dia hahalala ny amin’ ny fampianarana izy, na avy amin’ Andriamanitra izany, na miteny ho Ahy Aho.