Bokin'ny Salamo 119:172
Hihira ny teninao ny lelako, Fa marina ny didinao rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My tongue shall speak of thy word: for all thy commandments are righteousness.
In Context
171Aoka hiboiboika fiderana ny molotro, Fa ampianarinao ahy ny didinao.
173Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 6:7Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dalana, na mandry, na mifoha;
Psalms 40:9Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.
Psalms 119:13Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao.
Psalms 119:86Marina ny didinao rehetra; Manenjika ahy tsy ahoan-tsy ahoana ireny; vonjeo aho.
Psalms 119:138Efa voadidinao amin’ ny fahamarinana Sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao.
Matthew 12:34Ry taranaky ny menarana! hataonareo, izay ratsy fanahy, ahoana no fahay miteny zavatra tsara? fa avy amin’ ny haben’ ny ao am-po no itenenan’ ny vava.