Bokin'ny Salamo 119:86
Marina ny didinao rehetra; Manenjika ahy tsy ahoan-tsy ahoana ireny; vonjeo aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All thy commandments are faithful: they persecute me wrongfully; help thou me.
In Context
85Efa nanao longoa hianjerako ny mpirehareha, Dia izay tsy manaraka ny lalànao.
87Saiky laniny teo amin’ ny tany aho, Kanefa tsy mba mahafoy ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 7:1Sigaiona nataon’ i Davida, izay nohirainy ho an’ i Jehovah noho ny tenin’ i Kosy Benjamita.
Psalms 35:7Fa tsy ahoan-tsy ahoana no nanaovany fandri-totofana hahazoany ahy; tsy ahoan-tsy ahoana no nandavahany hamandrihany ny aiko.
Psalms 38:19Fa ny heloko no hambarako; matahotra aho noho ny fahotako.
Psalms 70:5Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra.
Psalms 119:78Aoka ho menatra ny mpirehareha, fa nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana izy; Izaho hisaintsaina ny didinao.
Psalms 119:138Efa voadidinao amin’ ny fahamarinana Sy ny fahatokiana indrindra ny teni-vavolombelonao.