Bokin'ny Salamo 119:30
Ny lalàn’ ny fahamarinanao no fidiko; Apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have chosen the way of truth: thy judgments have I laid before me.
In Context
29Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.
31Mifikitra amin’ ny teni-vavolombelonao aho; Jehovah ô, aza avela ho azon-kenatra aho;
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 6:6Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao.
Joshua 24:15Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an’ i Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin’ ny razanareo tany an-dafin’ ny Ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin’ ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’ i Jehovah izahay.
Psalms 18:23Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nampialaiko tamiko;
Psalms 119:29Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.
Psalms 119:111Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.
Proverbs 1:29Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an’ i Jehovah,