Bokin'ny Salamo 119:58
Mifona aminao amin’ ny foko rehetra aho: Mamindrà fo amiko araka ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I intreated thy favour with my whole heart: be merciful unto me according to thy word.
In Context
57Anjarako Jehovah; Minia mitandrina ny teninao aho.
59Mihevitra ny lalako aho Ka mamerina ny tongotro ho amin’ ny teni-vavolombelonao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Job 11:19Dia ho tafandry ianao, fa tsy hisy hanaitaitra; Ary maro no hila sitraka aminao.
Psalms 27:8Raha hoy Hianao: tadiavonareo ny tavako, dia hoy ny navalin’ ny foko: Eny, ny tavanao no tadiaviko, Jehovah ô;
Psalms 56:4Amin’ ny andro atahorako no itokiako Anao.
Psalms 86:1Fivavak’ i Davida. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka valio aho, Fa ory sy malahelo.
Psalms 119:41Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.
Psalms 119:76Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin’ ny mpanomponao.