Bokin'ny Salamo 120:1
Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin’ ny fahoriako dia namaly ahy Izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In my distress I cried unto the LORD, and he heard me.
In Context
2Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin’ ny molotra mandainga, Eny, amin’ ny lela mamitaka
Read all of Bokin'ny Salamo 120
Cross References
1 Samuel 1:27Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen’ i Jehovah ahy izay nangatahiko taminy.
Psalms 30:7Ary hoy izaho, raha mbola niadana: tsy hangozohozo mandrakizay aho.
Psalms 50:23Izay manatitra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; ary izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen’ Andriamanitra.
Psalms 107:13Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin’ ny fahatereny.
Psalms 118:5Tao an-katerena no niantsoako an’ i Jehovah; Dia namaly ahy Jehovah ka nampahalalaka ahy.
Psalms 122:1Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida. Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon’ i Jehovah.