Bokin'ny Salamo 122:1
Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida. Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I was glad when they said unto me, Let us go into the house of the LORD.
In Context
2Ny tongotray efa mijoro Eo anatin’ ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,
Read all of Bokin'ny Salamo 122
Cross References
Psalms 26:8Jehovah ô, tiako ny trano itoeranao, dia ny fonenan’ ny voninahitrao.
Psalms 55:14Fa ianao, lehilahy mitovy saranga amiko, namako sy sakaizako indrindra,
Psalms 84:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo nataon’ ny Koraïta.
Psalms 119:111Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.
Psalms 121:1Fihirana fiakarana. Manopy ny masoko ho amin’ ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy?
Psalms 124:1Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida. Raha tsy Jehovah no nomba antsika,― Eny, aoka hataon’ ny Isiraely hoe: