Tononkiran'i Solomona 1:11
Nefa rojo volamena misy voavola mibontsimbontsina kosa no hataonay ho anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
We will make thee borders of gold with studs of silver.
In Context
10Mahatsara ny tarehinao ireo voahangy voatohy; Manendrika ny vozonao ireo rado.
12Raha mipetraka amin’ ny latabany ny mpanjaka, dia mamerovero tsara ny nardako.
Read all of Tononkiran'i Solomona 1
Cross References
Psalms 149:4Fa sitrak’ i Jehovah ny olony; Ravahany famonjena ny mpandefitra.
Ezekiel 16:12Ary nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary satro-boninahitra tsara tarehy ny lohanao,
Philippians 3:21Izay hanova ny tenan’ ny fietren-tenantsika ka hitovy endrika amin’ ny tenan’ ny voninahiny, araka ny fiàsan’ ny heriny, izay ahaizany hampanaiky ny zavatra rehetra ho Azy.