The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 38 › Bokin'ny Salamo 38:22

Bokin'ny Salamo 38:22

Aza mahafoy ahy, Jehovah ô; Ry Andriamanitro ô, aza manalavitra ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Make haste to help me, O Lord my salvation.

In Context

21Ary mamaly ratsy ny soa izy ireo ka mandrafy ahy ho valin’ ny fanarahako ny tsara.

23Faingàna hamonjy ahy, ry Tompo, Mpamonjy ahy ô.

Read all of Bokin'ny Salamo 38

Cross References

Psalms 22:12Aza manalavitra ahy Hianao, fa akaiky ny fahoriana, sady tsy misy mpamonjy.

Psalms 40:13Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.

Psalms 62:2Andriamanitra tokoa no iantombenan’ ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy.

Psalms 70:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.

Psalms 71:12Andriamanitra ô, aza manalavitra ahy; Andriamanitro ô, faingana hamonjy ahy.

Isaiah 12:2Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra; Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 38:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 38:21Bokin'ny Salamo 38Bokin'ny Salamo 38:23 →