Bokin'ny Salamo 55:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Give ear to my prayer, O God; and hide not thyself from my supplication.
In Context
2Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin’ ny fitarainako.
Read all of Bokin'ny Salamo 55
Cross References
Psalms 6:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nampiarahina amin’ ny valiha. Al-hasheminith. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 27:9Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Hianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy.
Psalms 54:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon’ i Davida,
Psalms 64:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 80:4Andriamanitra ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny Tavanao, ary aoka hovonjena izahay.
Psalms 86:6Mandrenesa ny fivavako, Jehovah ô, Ary henoy ny feon’ ny fifonako.