Bokin'ny Salamo 61:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear my cry, O God; attend unto my prayer.
In Context
2Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.
Read all of Bokin'ny Salamo 61
Cross References
Psalms 4:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 6:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nampiarahina amin’ ny valiha. Al-hasheminith. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 28:2Mihainoa ny feon’ ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin’ ny fitoeranao masìna indrindra aho.
Psalms 55:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon’ i Davida.
Psalms 86:6Mandrenesa ny fivavako, Jehovah ô, Ary henoy ny feon’ ny fifonako.
Philippians 4:6Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’ Andriamanitra amin’ ny zavatra rehetra.