Bokin'ny Salamo 77:10
Efa nanadino hamindra fo va Andriamanitra? Efa nohidiany an-katezerana va ny fiantràny? [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I said, This is my infirmity: but I will remember the years of the right hand of the most High.
In Context
9Efa nitsahatra mandrakizay va ny famindram-pony? Efa tapitra mandrakizay va ny teniny?
11Ary hoy izaho: Izao no mahararirary ny foko, dia ny niovan’ ny tanana ankavanan’ ny Avo Indrindra.
Read all of Bokin'ny Salamo 77
Cross References
Numbers 23:21Tsy mijery faharatsiana eo amin’ i Jakoba Izy. Ary tsy mahita fahoriana eo amin’ ny Isiraely; Jehovah Andriamaniny no nomba azy, Ary hoby fanao amin’ andriana no re eo aminy.
Job 42:3Iza no mahatakona ny fisainanao amin’ ny tsi-fahalalana? Koa dia nilaza izay tsy fantatro aho, dia zava-mahagaga loatra amiko, izay tsy takatry ny saiko.
Psalms 73:22Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho.
Psalms 116:11Hoy izaho tamin’ ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.
Lamentations 3:18Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an’ i Jehovah.
Mark 9:24Ary niaraka tamin’ izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin’ ny tsi-finoako.